plt_tn/2ch/17/01.md

8 lines
212 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nampatanjaka ny tenany hanohitra an'Israely
Ny hevitry ny "tenany" dia milaza tafiky ny mpanjaka. D.H: "nanomana ny miaramila hahay hiady amin'Israely."
# miaramila
Ireo dia tobin-tafika ho an'ny fiarovana.