plt_tn/2ch/13/08.md

16 lines
543 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo zanak'omby volamena
Ity dia fampitahana amin'ireo sampy.
# Tsy efa nandroaka ireo mpisoron'i Yaveh ... ireo Levita ve ianareo?
D.H: "Efa nandroaka ... ireo Levita ianareo."
# Tsy efa nanao ... tany hafa ve ianareo?
D.H: "Efa nanao ... tany ianareo."
# Na iza na iza tonga manamasin-tena miaraka amin'ny zanak'omby sy ondrilahy fito dia ho lasa mpisoron'ireo izay tsy andriamanitra anie izy
D.H: "ny olona izay manolotra omby lahy sy ondry lahy fito dia mety lasa mpisorona ho an'ireo zanak'omby volamena izay tsy andriamanitra."