plt_tn/2ch/02/04.md

12 lines
302 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny mofon'ny fanatrehana
Ity dia fanehoana ireo mofo 12 izay napetraka teo anoloan'ny alitara.
# volana vaovao
Ity dia fotoan'ny fankalazàna nifanandry tamin'ny fihetsiky ny volana.
# lehibe ny Andriamanitsika.
Ity dia fanehoana an'Andriamanitra manan-danja lehibe noho ireo andriamanitra hafa.