plt_tn/1ti/06/17.md

24 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Lazao ny mpanan-karena
DH: "Milaza ireo manan-karena"
# ny harena, izay tsy azo antoka
"amin'ny zavatra maro ananan'izy ireo izay mety ho very." Ny zavatra ambara eto dia ireo zavatra ara-batana.
# ny harena marina rehetra
"Ny zavatra rehetra izay mahatonga antsika ho faly tokoa." Ny zavatra ambara eto dia ahitana ireo zavatra ara-batana, fa angamba izany dia tena milaza ny hoe, fitiavana, fifaliana, ary fiadanan'ny olona izay miezaka ny hahazo amin'ny alalan'ireo zavatra ara-batana.
# mba hanan-karena amin'ny asa tsara
I Paoly dia miresaka momba ny fitahiana ara-panahy tahaka ny hoe harena ety an-tany izy ireo. DH: "manompo sy manampy ireo hafa amin'ny fomba maro"
# dia ho tahirizin'izy ireo ny fototra tsara ho an'ny tenany amin'izay ho avy
I Paoly dia miresaka momba ny fitahian'Andriamanitra izay omeny any an-danitra tahaka ny hoe manan-karena izy ireo ka ny olona iray dia mitahiry ka hampiasa izany aoriana any. DH: "hanana fitahiana be dia be izy ireo ao amin'ny Kristy rehefa miverina izy"
# hihazonany ny tena fiainana
izany dia mampahatsiahy ny sarin-teny ao amin'ny 6:11, izay ny loka dia zavatra afaka tazomin'ny mpandresy amin'ireo tanany. Eto ny hoe "loka" dia "tena" fiainana.