plt_tn/1sa/25/12.md

24 lines
645 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# voalaza
Io dia azo atao hoe DH: "izay voalazan'i Nabala"
# tamin'ireo olony
"tamin'ny tafiny"
# "Apetaho ny sabatry ny olona tsirairay." Ka dia nametaka ny sabany ny olona tsirairay
Raha tsy fantatra amin'ny fiteninao ny sabatra, dia azonao atao fibangoan-teny ilazana ny fiomnana ho amin'ny ady ny hoe "apetaho ny sabatra." DH: "'Mivonona ho amin'ny ady, ry lehilay rehetra.' Ary dia niomana ho am'ny ady ny olona rehetra. Niomba ho amin'ny ady ihany koa i Davida"
# efajato
400
# roanjato
200
# nijanona teo akaikin'ny entana
Nitoetra tany an-tobiny izy ireo mba hisorohana ireo mpanafika hafa tsy hangalatra ny fananan'izy ireo.