plt_tn/1sa/23/24.md

28 lines
653 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Avy eo nitsangana izy ireo
Najanon'izy ireo izay nataony. Tsy tokony hihevitra ny mpamaky fa nipetraka na natory izy ireo.
# Avy eo
"Avy eo ireo Zifita"
# Zifa
Anaran-toerana io. Adikao araka ny ao amin'ny 23:23.
# Jesimona
Anarana tany efitra akaikin'ny Ranomasina Maty izany. Io koa dia azo adika hoe "Efitra Jodiana." Adikao araka ny ao amin'ny 23:19.
# nambara tamin'i Davida izany
Io dia azo atao hoe DH: "Nisy nilaza tamin'i Davida fa tamy izy ireo" na "Hain'i Davida fa tamy izy ireo"
# havoana be vato
havoana feno vato na kivatovato
# tany efitr'i Maona
Anarana tany foana manodidina ny tanànan'i Maona ao atsimon'i Joda izany.