plt_tn/1sa/19/14.md

16 lines
444 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ampiharin'i Davida ny faniriany hamono an'i Davida.
# haka an'i Davida
"haka an'i Davida hiverina any amin'i Saoly"
# hoy izy
Eto ny hoe "izy" dia manondro an'i Mikala.
# Ento hiakatra aty amiko amin'ny fandriana izy
Ny antony niheveran'ireo lehilahy fa teo am-pandriana i Davida dia azo atao mazava. DH: "Raha diso marary loatra izy, dia ento aty amiko miaraka aminy ao anatin'izany ny fandriana"