forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
718 B
Markdown
12 lines
718 B
Markdown
|
# Aza avela eo aminy tanako, fa aoka ny tanan'ireo Filistina no ho eo aminy
|
||
|
|
||
|
Ny fanisiana ratsy olona dia resahina toy ny hoe mametraka tanana eo amin'izany olona izany. Eto, i Saoly dia famonoana an'i Davida no resahin'i Saoly. DH: "Tsy izaho ilay iray izay hamono azy; avelako ireo Filistina no hamono azy"
|
||
|
|
||
|
# Iza moa aho, ary iza moa ireo havako, na ny fianakavian'ny raiko any Israely ... mpanjaka aho?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa ity fanontaniana fampisainana ity i Davida mba hanindriana fa tsy mendrika ny hoe vinanto lahin'ny mpanjaka izy. DH: "Tsinontsinona aho ary na ny havako na ny fianakavian-draiko dia tsy manan-danja akory eto Israely ... ny mpanjaka."
|
||
|
|
||
|
# vinanto laihin'ny mpanjaka
|
||
|
|
||
|
"vadin'ny zanaka vavin'ny mpanjaka"
|