plt_tn/1sa/17/50.md

12 lines
717 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Resin'i Davida ... Voany ... matiny ... Tsy nisy sabatra teny an-tanan'i Davida
Ny andininy faha 50 dia famintinana ny fandresena mahagagan'i Davida an'i Goliata. Ny antsipirihany tamin'ny namelezany sy namonoany an'i Goliata dia ao amin'ny 17:48 sy 17:51. Ny fiteny sasany dia tsy mampiasa famintinana tahaka ity. Amin'izany toe-javatra izany, dia afaka mamerina mandrafitra ireo andininy tahaka ny ao amin'ny UDB ny mpandika teny.
# Avy eo dia nihazakazaka i Davida ka nitsangana teo ambonin'ilay Filistina
Nanao izany i Davida taorian'ny nahalavoan'i Goliata teo amin'ny tany tao amin'ny 17:48.
# naka ny sabany
"naka ny sabatr'ilay Filistina." Eto ny mpisolotena tampisaka "-ny" dia manondro an'i Goliata.