plt_tn/1sa/17/36.md

12 lines
378 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy miresaka amin'i Saoly i Davida.
# io Filistina tsy mifora io
Fanevatevana io andian-teny io ary mampiseho fa tsy an'ny Andriamanitra velona i Goliata. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 17:26.
# ho tahaka ny iray amin'ireo
Milaza i Davida fa ho afaka ny hamono ny ilay Filistina tahaka ny nahafahany namono ny liona sy ny bera.