plt_tn/1sa/15/26.md

16 lines
622 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# satria nandà ny tenin'i Yaveh ianao
Nataon'i Samoela mazava fa azon'i Saoly hoe tsy nankatoa an'Andriamanitra izy tamin'izany fotoana izany rehefa niaro ny biby tsara indrindra ary tsy namono an'i Agaga.
# nandà ny tenin'i Yaveh
Eto ny "teny" dia ilazana ny didy izay nambaran'i Yaveh. DH: "nandà ny hanao izay nandidian'i Yaveh"
# nohazonin'i Saoly ny moron-tongotr'akanjony
Nanao izany i Saoly mba hiezaka ny hanakana an'i Samoela tsy handeha. Azo atao mazava io. DH: "Niezaka ny hanakana an'i Samoela tamin'ny fisamborana ny moron-tongotra'akanjony i Saoly"
# ny moron-tongotr'akanjony
"ny rambon-dambany"