plt_tn/1sa/15/01.md

12 lines
465 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny tenin'i Yaveh
Manondro ny hafatra izay nolazain'i Yaveh io. DH: "ny hafatr'i Yaveh"
# poteho tanteraka izay rehetra hananan'izy ireo ... samy vonoy na ny lahy na ny vavy, ny ankizy sy ny zaza, ny omby sy ny ondry, ary ny rameva sy ny boriky
Mitovy hevitra ireo andian-teny roa ireo. Ny andian-teny faharoa dia manome antsipirihany manokana momba izay ho potehin'izy ireo tanteraka.
# Aza miaro azy ireo
Manamafy ny fandravana tanteraka io fanambarana io.