plt_tn/1sa/09/12.md

4 lines
195 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# hanao sorona eo amin'ny toerana avo ny vahoaka androany
Ny soron'ny ny firavoravoana na santa-bokatra ireo matetika, fa tsy saorona nohon'ny ota, izay tsy maintsy atao ao amin'ny tabernakely.