plt_tn/1sa/07/13.md

20 lines
840 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Dia resy ireo Filistina
Vao tapitra mihitsy ny filazan'ny mpanoratra ny fomba naharesen'ny FIlistina. Raha manana fomba hanamarihana ny fiafaran'ny famaritana iray ianao, dia azonao ampiasaina eto izany.
# resy ireo Filistina
Io dia azo adika hoe DH: "resin'i Yaveh ireo Filistina" na "nosakanan'i Yaveh tsy haninona akory ireo Filistina"
# tsy niditra teo amin'ny fari-tanin'ny Israely
Tsy niditra ny sisin-tanin'Israely mba hanafika azy ireo ny Filistina.
# Ny tanan'i Yaveh nanohitra ireo Filistina
Ny teny hoe "tanana" eto dia ilazana ny hery. DH: "Nampiasa ny heriny hanohitra ny Filistina Yaveh"
# Ireo tanàna ... tamin'ny Israely dia voaverina tamin'ny Israely
Ireo mety hoe heviny dia 1) "naverin'i Yaveh ireo tanànan'Israely ... tamin'Israely" na 2) "afaka nitaky ny tanàna ... tamin'Israely .... ny vahoakan'Israely