plt_tn/1sa/06/10.md

24 lines
771 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# omby vavy mampinono roa
"omby vavy manan'anaka izay mbola minono" Adikao araka ny ao amin'ny 6:7.
# totozy
Adikao araka ny ao amin'ny 6:3 io.
# fivontosana
Ireo mety hoe heviny dia 1) fivontosana anaty hoditra mangirifiry na 2) hemoroida (fipotsahan'ny tsinaim-body). Adikao araka ny ao amin'ny 5:6.
# Nandeha nahitsy tany amin'ny lalana mizotra any Beti-semesy ireo omby vavy
Raha ny tena izy dia tokony hiverina any amin'ny zanany ny omby vavy, kanefa ireto omby ireto dia nankany Beti-semesy.
# nimàma teny am-pandehanana
Ny hoe mimàma dia ilazana ny feo avoakan'ny omby.
# ary tsy nivilivily na tany ankavanana na tany ankavia
"tsy nivilivily tamin'ny lalam-be ireo." Io dia azo atao hoe DH: "nijanona tamin'ny lalam-be ireo" na "nizotra nahitsy ireo"