plt_tn/1pe/02/21.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana foto-kevitra:
Petera manohy miresaka ny olona izay mpanompo any amin'ny tranon'ny olona.
# Fa noho ity no niantsoana anao
ny teny "ity" dia milaza ireo mpino miaritra ny fijaliana ny amin'ny fanaovana ny tsara, tahakan'i namaritan'i Petera . Afaka adika hoe. DH: "Andriamanitra niantso anareo ho amin'izany"
# ho anao Izy mba hanarahana ireo lalany
"mba hanarahanao ny dian-tongotr'i Kristy." Petera miresaka ny fanarahana ny ohatr'i Kristy tamin'ny fomba izay nijalian'izy ireo tahaka ny olona izay mandeha eo amin'ny lalana izay noraisin'i Jesosy. DH: "Fa ianareo mpaka tahaka ny toetrany"
# na hoe nisy fitaka teo am-bavany
Afaka adika hoe. DH: "na nahitana fitaka tao ambavany"
# Rehefa notenenana ratsy Izy
Ny teny "niteny ratsy" dia midika fanararaotan'ny olon-kafa. Izany dia afaka adika hoe. DH: "rehefa manopa anareo ny olona"
# nanolotra ny tenany tamin'ilay iray izay Mpitsara ampahamarinana.
''izy nanankina ny tenany ho an'ilay iray izay mitsara marina." Izany dia midika fa nahatoky an'Andriamanitra izy mba hanala ny fahamenarany, izay nalaina teo aminy tamin'ireo izay nitondra azy tamin'ny mafy.