plt_tn/1pe/01/18.md

16 lines
537 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nanavotana anareo
DH: "Novonjen'Andriamanitra ianareo"
# ny rà sarobidin'i Kristy
Eto ny hoe ''rà'' dia maneho ny fahafatesan'i Kristy teo amin'ny hazofijaliana.
# toy ny zanak'ondry tsy misy kilema na tsiny
Jesosy dia maty toy ny sorona mba hamelan' Andriamanitra ny fahotan'ny olona. DH: "toy ny zanak'ondry tsy misy kilema na tsiny izay nataon'ireo mpisorona Jiosy sorona"
# tsy misy kilema na tsiny
Petera dia maneho hevitra mitovy amin'ny fomba roa samihafa mba hanamafisana ny fahadiovan'i Kristy. DH: "tsy misy kilema"