plt_tn/1ki/22/03.md

12 lines
924 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Mba fantatrareo ve fa Ramota-gileada dia antsika, saingy tsy manao na inona na inona isika mba hakana izany eo an-tanan'i mpanjakan'i Arama?
Aahaba dia nametraka izany fanontaniana izany mba hanamafisana fa efa nobaboin'izy ireo indray i Ramota Gileada. D.H: "Ramota Gileada dia antsika, saingy mbola tsy nanao inona na inona isika ka naka izany teo an-tanan'ny mpanajakan'i Arama."
# mba hakana izany eo an-tanan'i mpanjakan'i Arama
Eto ny teny "tanana" dia maneho hery. D.H: "Haka izany avy amin'ny fifehezan'ny mpanjakan'i Arama"
# Izaho dia tahaka anao, ny vahoakako dia tahaka ny vahoakanao, ary ireo soavaliko dia tahaka ireo soavalinao
Josafata dia niteny tamin'i Ahaba fa izy dia olony, ary ireo soavaliny dia an'i Ahaba, midika izany fa Ahaba dia afaka mibaiko azy ireo araka ny maha mety azy. D.H: "Izaho, ireo miaramilako, ary ireo soavaliko sy ny anao dia ampiasaina amin'ny fomba rehetra maha mety azy."