forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
544 B
Markdown
12 lines
544 B
Markdown
|
# Ary vetivety monja
|
||
|
|
||
|
Ity andian-teny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana rehefa misy dingana vaovao ao amin'ny asa ka manomboka. Raha misy fomba hafa amin'ny fanaovana izay ny fiteninao, dia tokony tadidianao ny fampiasana izany eto.
|
||
|
|
||
|
# ny tanan'i Yaveh dia nomba an'i Ahaba
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny "tanana" dia sarinteny amin'ny hery. D.H: "Yaveh nanome ny heriny tamin'i Elia."
|
||
|
|
||
|
# Nisikina ny akanjony teo amin'ny fehin-kibony
|
||
|
|
||
|
Nitafy ny akanjo lavany nanerana ny andilany i Elia mba hafahan'ny ranjony mandeha am-pahalalahana amin'ny hazakazaka.
|