plt_tn/1ki/16/31.md

28 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Zavatra tsy nisy dikany tamin'i Ahaba ny nandeha tamin'ny fahotan'i Jeroboama zanak'i Nebata
Izany dia te hilaza fa ny zavatra izay nataon'i Ahaba dia fahotana tena ratsy. Ny dikan'izany fanambarana izany dia afaka atao mazava tsara. D.H: "Izany dia toy ny nandehanan'i Ahaba tamin'ny fahotan'i Jeroboama zanak'i Nebata izay tsy ampy ihany"
# Zavatra tsy nisy dikany tamin'i Ahaba
Izany dia fomba fiteny. Ny andian-teny hoe "tamin'i Ahaba" dia midika fa noheverina ho i Ahaba na zavatra hafa. D.H; "Noheverin'i Ahaba ho zavatra tsy misy dikany izany" na "Nihevitra i Ahaba fa tsy ampy izany"
# Zavatra tsy nisy dikany
"zavatra izay tsy hita izay hamaritana azy" na "tsy ampy"
# nandeha tamin'ny fahotan'i Jeroboama zanak'i Nebata
Mandeha amin'ny fahotan'i Jeroboama dia maneho ny fahotana izay nanotan'i Jeroboama. D.H: "manota tahakan'ny nanotan'i Jeroboama zanak'i Nebata"
# nanompo an'i Bala izy ka niankohoka taminy
Ireto andian-teny roa ireto dia manambara zavatra mitovy. Ny andian-teny hoe "niankohoka taminy" dia mamaritra ny fihetsika izay ampiasain'ny olona amin'ny fanompoana.
# ilay Andriamanitr'Israely
Eto, ny teny hoe "Israely dia maneho ireo firenen'ny Israely, izay ahitana ireo foko roa ambin'ny folo.
# mpanjakan'Israely
Eto ny teny hoe "Israely " dia maneho ireo fanjakan'Israely, izay ahitana ireo foko folo.