plt_tn/1ki/15/01.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo nanjakan'i Jeroboama zanaka lahin'i Nebata
ity dia maneho ny faha valo amin'ny folo taona nanjakan'i Rehoboama mpanjaka. D.H: "Taorian'ny naha mpanjaka an'Israely an'i Jeroboama tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo" (UDB)
# Tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo
"Tamin'ny taona 18"
# Nandeha tamin'ny fahotana rehetra izy
Ny fandehanana dia maneho fiainana, ary ny fandehanana amin'ny fahotàna dia maneho ireo fanaovana ireo fahotàna. D.H: "Manohy ny hampihatra ireo fahotàna rehetra i Abia."
# ny fahotana rehetra izay nataon-drainy talohan'ny fotoany izy
Satria ireo andiany ireo dia maneho ireo mpanjaka maro. Ity vaovao ity dia azo hazavaina tsara. D.H: "ity dia Rehoboama, ray, efa nanota talohan'ny fotoan'i Abia."
# fotoany izy
Ity andian-teny ity dia maneho ny fotoana izay naha mpanjaka azy. Ny dikan-tenin'izany dia vitamazava tsara. D.H: "talohan'ny naha mpanjaka an'i Abia."
# ny fony dia tsy mba voatokana ... tahaka ny fon'i Davida
Ny fo dia maneho ny tenan'ny olona manontolo. D.H: "Abia dia tsy notokanana... tahaka an'i Davida"