plt_tn/1ki/08/46.md

20 lines
839 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Raha atao hoe manota izy ireo ... raha atao hoe ianao ... raha atao hoe tsaroan'izy ireo ... raha atao hoe mibebaka izy ireo ... Raha miteny izy ireo
Raha niteny i Solomona, dia tsy nitranga izao fotoana izao, nefa fantatr'i Solomona fa mety hitranga amin'ny ho avy izany. Ampiasao amin'ny fiteninao fa miresaka momban'ny hetsika izay tsy mbola niseho nefa mety hiseho amin'ny ho avy.
# izay nanaovana sesin-tany azy izy ireo
D.H: "izay nanaovan'ireo fahavalony sesitany azy ireo"
# mpambabo
olona izay mitazona olona ho gadra
# Nanao zavatra tsy nety izahay ary nanota. Ratsy fitondran-tena izahay
Ireo teny roa ireo dia manambara zavatra mitovy. Maneho ny haratsian'ny fihetsikin'ny olona ireo.
# Nanao zavatra tsy nety izahay ary nanota
Ireo teny ireo dia manambara zavatra mitovy sy maneho ny haratsin'ny fahotan'ny olona.