plt_tn/1ki/08/20.md

20 lines
870 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Notanterahiny ny teny izay nolazainy
Izany dia fomba fiteny D.H: "nataony tanteraka izay nolazainy fa ho ataony"
# nitsangana handimby ny toeran'i Davida raiko aho
Ny hahavony dia fanoharana amin'ny fahefana. D.H: "Nahazo ny fahefana izay nananan'i Davida raiko aho"
# mipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'Israely
Ny seza fiandrianana dia sarinteny ho an'ny asan'ny olona izay izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana. D.H: "Manapaka eo amin'ny Israely aho"
# ho an'ny anaran'i Yaveh
Ny teny hoe "anarana" dia sarinteny ho an'ny olona, sy" ho ... anarana" maneho amin'ny fanompoana olona. D.H: " amin'izay hanompoan'ny olona an'i Yaveh"
# izay misy ny faneken'i Yaveh, izay
Ny vato fisaka izay nanoratan'i Yaveh ireo fanekena dia nolazaina toy ny hoe fanekena ho an'ny tenany ireny. D.H: "dia ireo vato fisaka izay nanoratan'i Yaveh ireo fanekena izany"