plt_tn/1ki/06/11.md

20 lines
921 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tonga ny tenin'i Yaveh
izany dia fomba fiteny izay ampiasaina mba hampafantarana zavatra izay nambaran'Andriamanitra ny mpaminaniny na ny olony. D.H: "Nilaza izao hafatra izao i Yaveh" na "Nilaza izao teny izao i Yaveh"
# handeha araka ny lalàko
Ny teny hoe "handeha" dia .... ny "fiainana" na "fankatoavana." D.H: "ankatoavy mandrakariva ny lalàko rehetra"
# hanao ny rariny
Ireo mety ho heviny dia 1) "tandremo ny lalàko rehetra" na 2) "ento amin'ny fahamarinana ireo olona izay tandremanao."
# hitandrina ny didiko rehetra ary hanaraka izany
Ireo andian-teny roa ireo amin'ny ankapobeny dia midika zavatra mitovy ary manasongadina ny maha zava-dehibe ny fankatoavana ireo didin'Andriamanitra. D.H "ankatoavy tsara izay asaiko ataonao"
# hamafisiko aminao ny fampanantenana izay nataoko tamin'i Davida rainao
"hataoko ny zavatra rehetra izay nampanantenaiko an'i Davida rainao izay tokony hataoko aminao"