plt_tn/1ki/01/24.md

16 lines
784 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Natana mpaminany dia mirseaka amin'i Davida mpanjaka.
# nilaza ve ianao hoe: 'I Adonia no hanjaka handimby ahy, ary hipetraka eo amin'ny seza fiandrianako izy?'
D.H: "nilaza ve ianao fa i Adonia dia hanjaka handimby anao, ary hipetraka eo amin'ny seza fiandriananao?"
# hipetraka eo amin'ny seza fiandrianako izy
D.H: "Izy dia ho mpanjaka tsotra toa ahy."
# Mihinana sy misotro eo anoloany izy ireo
Adonia dia mety nipetraka teo amin'ny latabatra iray izay hafahany mijery ireo izay efa nanasa azy araka ny ninanany sy nisotroan'izy ireo. Ny hevi-dehibe dia ny nametahan'ny olon'i Natana anarana tamin'i Adonia ka niarahan'izy ireo nankalaza. D.H: "mihinana sy misotro miaraka aminy" na "mihinana sy misotro izay afahany mijery azy ireo"