plt_tn/1co/15/40.md

16 lines
644 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo vatana any an-danitra
Ireo mety ho dikany: 1) ny masoandro, ny volana, ireo kintana, ary ireo karazana fahazavana hafa hita eny amin'ny lanitra na 2) zavatry ny lanitra, tahaka ireo anjely na ireo zava-boaary mihoatra ny natiora.
# ireo vatan'ny eto an-tany
Izany dia maneho ny olombelona.
# karazana iray ihany ny voninahitry ny vatana any an-danitra ary hafa ny voninahitry ny eto an-tany
"ny voninahitra izay hananan'ny vatana any an-danitra dia samihafa amin'ny voninahitry ny vatan'olombelona"
# voninahitra
Eto ny hoe: "voninahitra" dia manambara ny famirapiratan'ny zavatra eny amin'ny lanitra amin'ny mason'ny olombelona.