plt_tn/1co/14/26.md

12 lines
387 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Inona izany no manaraka
"Satria marina ny zavatra rehetra izay efa nolazaiko anareo, dia izao no tokony hataonareo"
# handika ny teny izay voalaza
DH: "mandika izay nolazain'izy ireo"
# fandikan-teny ... handika teny
Izany dia filazana izay lazain'ny olona amin'ny fiteny iray amin'ny olona hafa izay tsy mahazo izany fiteny izany. Jereo ny fomba nandikana izany ao amin'ny 2:12.