plt_tn/1co/14/22.md

12 lines
321 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manome torolalana manokana ny amin'ny fomba hampiasana ny fanomezam-pahasoavana ao amin'ny fiangonana i Paoly.
# tsy ho an'ireo tsy mpino, fa ho an'ireo mpino
DH: "ho an'ireo mpino irery ihany"
# tsy ho lazain'izy ireo fa adala ve ianareo?
DH: "hiteny izy ireo fa adala ianareo."