plt_tn/1co/14/20.md

16 lines
583 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Paoly dia milaza amin'izy ireo fa ny miteny amin'ny fiteny samihafa dia efa voalazan'Isaia mpaminany taona maro talohan'ny nisehoan'izany fitenenana tamin'ny fiteny hafa izany tamin'ny fanombohan'ny fiangonan'i Kristy.
# zaza
"ireo olona izay azo fitahana mora foana"
# Ao amin'ny lalàna dia voasoratra hoe:
DH: "voasoratry ny mpaminany ao amin'ny lalàna ireo teny ireo:"
# Amin'ny alalan'ny olona hafa fiteny sy amin'ny alalan'ny molotry ny vahiny
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy dika ary miaraka ampiasaina mba ho fanamafisana.