plt_tn/1co/12/25.md

12 lines
276 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tsy hisy fisarahana eo amin'ny vatana
"mba ho tafaray ny vatana, fa"
# omen-danja ny rantsana iray
Azo atao hoe: "manome lanja ny rantsana iray ny olona iray"
# Ary ianareo dia
Eto ny teny hoe: "ary" dia ampiasaina mba hisintonana ny saina ho amin'ny hevitra manaraka.