plt_tn/1co/11/31.md

12 lines
459 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# mandinin-tena
Paoly dia miresaka olona iray izay mandinika ny fifandraisany amin'Andriamanitra sy ny fomba niainany ho toy ny hoe mandinika zavatra izay tiany hovidiana. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 11:27.
# tsy ho tsaraina
Azo adika hoe: DH: "Andriamanitra tsy hitsara antsika"
# voatsaran'ny Tompo isika, dia mpanara-dalàna, mba tsy ho voaheloka
Azo adika hoe: "tsarain'ny Tompo isika, mananatra antsika izy, mba tsy hanamelohany antsika"