plt_tn/1co/11/27.md

16 lines
619 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# mihinana ny mofo na misotro amin'ny kapoakan'ny Tompo
"mihinana ny mofon'ny Tompo na misotro ny kapoakan'ny Tompo"
# handinika
Paoly dia miresaka olona iray izay mandinika ny fifandraisany amin'Andriamanitra sy ny fomba niainany ho toy ny hoe mandinika zavatra izay tiany hovidiana. Jereo ny fomba nandikanao ny hoe: "hitsapana ny hatsaran'ny" ao amin'ny 3:12.
# ka tsy mahafantatra ny vatana
Ireo mety ho dikany: 1) "ary tsy mahafantatra fa ny fiangonana dia vatan'ny Tompo" na 2) "ary tsy mihevitra fa izy dia mihazona ny vatan'ny Tompo."
# osa sy marary
Ireo teny ireo dia mitovy dika ary afaka hatambatra.