plt_tn/1co/11/05.md

20 lines
717 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# manala voninahitra ny lohany ireo vehivavy izay mivavaka
Ireo mety ho dikany: 1)"ny vehivavy izay mivavaka ... mitondra fahafaham-baraka amin'ny tenany" na 2) "ny vadin-dralehilahy izay mivavaka ... mitondra fahamenarana ho an'ny vadiny."
# tsy misaron-doha
Izany hoe, tsy misarona lamba izay hanaovana mba hanaronana ny volo sy soroka.
# mitovy amin'ny hoe vehivavy manaratra ny lohany izany
Tahaka ny hoe naratany tamin'ny fanaratana avokoa ny volo teo amin'ny lohany.
# Raha mahamenatra ny vehivavy
Mariky ny fahamenarana na fahafaham-baraka amin'ny vehivavy ny fananana volo naratana na notapahina fohy.
# hanarona ny lohany
fametrahana ny lamba eo an-tampon-dohany ary manarona ny volo ary ny soroka.