forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
1.3 KiB
Markdown
32 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Paoly dia manohy ny fampatsiahivana azy ireo mba hadio sy hiala lavitry ny fanompoan-tsampy sy fitondran-tena maloto, eo am-piresahana ny momba ny fiombonana, izay maneho ny rà sy ny vatan'i Kristy.
|
||
|
|
||
|
# mandosira lavitry ny fanompoan-tsampy
|
||
|
|
||
|
Miresaka ny fampiharana ny fanompoan-tsampy toy ny hoe zavatra mivaingana tahaka ny biby i Paoly. DH: "ataovy izay rehetra azonareo atao mba hialanareo amin'ny fanompoan-tsampy"
|
||
|
|
||
|
# Ny kapoakan'ny fisaorana
|
||
|
|
||
|
Paoly dia miresaka ny fitahian'Andriamanitra toy ny hoe divay ao anaty kapoaka izay ampiasaina amin'ny Fanasan'ny Tompo.
|
||
|
|
||
|
# izay isaorantsika
|
||
|
|
||
|
"izay isaorantsika an'Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# moa ve izany tsy fiombonana amin'ny ràn'i Kristy?
|
||
|
|
||
|
Paoly dia mampatsiahy an'ireo Korintiana ny zavatra efa fantatr'izy ireo, fa ilay kapoaka misy ny divay izay zaraintsika dia maneho antsika miombona amin'ny ràn'i Kristy. DH: "miombona amin'ny ràn'i Kristy isika."
|
||
|
|
||
|
# Ny mofo izay vakiantsika, moa ve izany tsy fiombonana amin'ny vatan'i Kristy?
|
||
|
|
||
|
Paoly dia mampatsiahy an'ireo Korintiana ny zavatra efa fantatr'izy ireo. DH: "Miombona ao amin'ny vatan'i Kristy isika rehefa mizara ny mofo."
|
||
|
|
||
|
# fiombonana
|
||
|
|
||
|
"mandray anjara amin'ny" na "mandray anjara miaraka amin'ny hafa amin'ny"
|
||
|
|
||
|
# ny mofo
|
||
|
|
||
|
mofo iray izay notapatapahina mialohan'ny hihinanana azy
|