plt_tn/1co/09/17.md

28 lines
811 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fa raha manao izany an-tsitrapo aho
"raha mitory an-tsitrapo aho"
# an-tsitrapo
"am-pifaliana" na "satria te-hanao izany aho"
# dia mbola manana ny andraikitra izay nankinina tamiko aho
Azo adika hoe: "Tsy maintsy manao izany asa izay nitokian'Andriamanitra ho vitaiko izany aho"
# Inona ary izany no valisoako?
Manomana azy ireo ho amin'ny fampahafantarana vaovao mahafaly izay homeny azy ireo i Paoly. DH: "Izany no valisoako."
# rehefa mitory aho, dia afaka manolotra ny filazantsara tsy misy fandoavam-bola
"Ny valisoako amin'ny fitoriana ny vaovao mahafaly dia ny fahafahako mitory nefa tsy mandray karama"
# manolotra ny filazantsara
"mitory ny filazantsara"
# ka mba tsy hampiasa tanteraka ny zoko amin'ny filazantsara
"ary mba tsy hangataka olona hanohana ahy raha mandeha sy mitory aho"