plt_tn/1co/08/11.md

16 lines
523 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny fahalalanao
Paoly dia miresaka amin'ireo Korintiana toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, ka noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.
# ilay malemy iray ... dia very
Ny rahalahy na anabavy izay tsy matanjaka amin'ny finoana dia hanota na ho very finoana.
# Noho izany
"Satria izay vao avy nolazaiko dia marina"
# raha ny sakafo no mahatonga
Ny "sakafo" eto dia hevitra ambadika hilazana olona izay mihinana ny sakafo. DH: "raha mahatonga ... amin'ny fihinanana aho" na "raha, noho ny fihinanako, no mahatonga"