plt_tn/1co/04/19.md

16 lines
641 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ho avy any aminareo aho
"Hamangy anareo aho"
# Inona no tadiavinareo?
Nanao antso farany ho an'ireo Korintiana Paoly, satria nibedy azy ireo noho ny fahadisoana nataon'izy ireo izy. DH: "Lazao ahy izay tianareo hiseho izao"
# Tokony ho avy any aminareo miaraka amin'ny tsorakazo ve aho sa miaraka amin'ny fitiavana feno halemem-panahy
Paoly dia manolotra toetra roa mifanohitra izay azony ampiasaina rehefa manatona ireo Korintiana. DH: "Raha tianareo, dia afaka tonga hanasazy anareo aho, na afaka tonga hampiseho aminareo ny fitiavako anareo amin'ny alalan'ny halemem-panahy"
# halemem-panahy
"hatsaram-panahy" na "fahatsoram-po"