forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.0 KiB
Markdown
24 lines
1.0 KiB
Markdown
|
# ry rahalahy
|
||
|
|
||
|
Eto izany dia midika hoe: namana Kristiana, samy ao anatin'izany ny lehilahy sy ny vehivavy.
|
||
|
|
||
|
# nohon'ny aminareo
|
||
|
|
||
|
"mba hahasoa anareo"
|
||
|
|
||
|
# eo aminao ... anananao ka tsy noraisinao ... noraisinao maimaimpoana ... ianao no mirehareha ... toy ny tsy nanao toy izany
|
||
|
|
||
|
Paoly dia miresaka ireo Kristiana toy ny hoe olona iray ihany, noho izany dia: "ianao" no ampiasaina eto.
|
||
|
|
||
|
# Fa iza no mahita fahasamihafana eo aminao sy ireo hafa?
|
||
|
|
||
|
Mibedy ireo Korintiana izay mihevitra ho tsara noho ireo izay nandre ny filazantsara avy amin'ny olon-kafa i Paoly. DH: "Tsy ambony noho ny olona hafa ianao"
|
||
|
|
||
|
# Inona no anananao ka tsy noraisinao maimaimpoana?
|
||
|
|
||
|
Paoly dia manamafy fa Andriamanitra no nanome azy ireo izay hananan'izy ireo maimaimpoana. DH: "Andriamanitra nanome anareo ny zavatra rehetra izay azonareo maimaimpoana"
|
||
|
|
||
|
# nahoana ianao no mirehareha toy ny tsy nanao toy izany?
|
||
|
|
||
|
Paoly dia mibedy azy ireo noho ny fireharehana ny amin'izay azon'izy ireo. DH: "Tsy manana zo hirehareha ianao" na "Aza mirehareha akory"
|