plt_tn/1co/03/10.md

20 lines
922 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Araka ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomena ahy
"Araka ny asa maimaimpoana izay nomen'Andriamanitra ahy ho ataoko"
# nametraka ny fototra aho
Paoly dia mampitovy ny fampianarana momba ny finoana sy ny famonjena ao amin'i Jesosy Kristy amin'ny fametrahana fototra ho an'ny trano iray.
# ary hafa no manorina eo amboniny
Paoly dia maneho ny olona na ireo olona izay mampianatra an'ireo Korintiana tamin'izany fotoana izany tahaka ny hoe izy ireo no mpandrafitra izay manorina ny trano eo ambonin'ny fototra.
# aoka ny lehilahy tsirairay
Izany dia entina hilazana ireo mpiasan'Andriamanitra amin'ny ankapobeny. DH: '''aoka ny olona tsirairay izay manompo an'Andriamanitra"
# tsy misy olona afaka mametraka fototra afa-tsy ilay iray izay napetraka
DH: "efa nametraka ny fototra tokana izay afaka apetraky ny olona rehetra aho" na "Tsy misy olona afaka mametraka fototra ankoatra ny fototra izay napetrako, Paoly"