plt_tn/1co/01/14.md

24 lines
641 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Misaotra an'Andriamanitra aho
Naneho fankasitrahana i Paoly tamin'ny tsy fanaovana batisa olona betsaka tao Korinto.
# fa tsy nisy ... taminareo, afa-tsy
" ... irery ihany"
# Krispo
Mpanapaky ny synagoga izay lasa Kristiana izy.
# Gaio
Nandeha niaraka tamin'i Paoly Apostoly izy.
# Izany dia mba tsy hahafahan'iza na iza miteny hoe tamin'ny anarako no nanaovana batisa anareo
"Tsy nanao batisa olona hafa aho satria natahotra aho sao hirehareha izy ireo hoe nataoko batisa any aoriana"
# ny ankohonan'i Stefanasy
Izany dia maneho ny isam-piankohonana sy ireo mpanompo ao amin'ny tranon'i Stefanasy, lehilahy iray, izay lohany.