auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-24 07:48:21 -04:00 committed by root
parent 0b818e291c
commit d80b7937a5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1Farany, are rahalahy, miravoravoa akao amin'ny Tômpo. Tsy mampagnino zaho ny magnampodimpody manoratra regny raha regny ho anareo. Rregny raha regny hiaro are. \v 2 Mitandraima amin'ireo amboa. Mitandraima amin'ireo mpagnano ratsy. Mitandraima amin'ireo fanapahagna rantsam-batagna.\v 3 Fao atsika no voafora ave atsika no mpanompo amin'ny Fagnahin-Jagnahary. Ary atsika no mipoerapoera akao amin'i Kristy Jesôsy, ave tsy mitoky amin'ny nôfo.
\v 1Farany, are rahalahy, miravoravoa akao amin'ny Tômpo. Tsy mampagnino zaho ny magnampôdimpôdy manoratra regny raha regny ho anareo. Regny raha regny hiaro are. \v 2 Mitandraima amin'ireo amboa. Mitandraima amin'ireo mpagnano ratsy. Mitandraima amin'ireo fanapahagna rantsam-batagna.\v 3 Fao atsika no voafora ave atsika no mpanompo amin'ny Fagnahin-Jagnahary. Ary atsika no mipoerapoera akao amin'i Kristy Jesôsy, ave tsy mitoky amin'ny nôfo.