auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-24 09:31:01 -04:00 committed by root
parent d11d95813a
commit 0b818e291c
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 3 Farany, are rahalahy, miravoravoa akao amin'ny Tômpo. Tsy mampagnino zaho ny magnampodimpody manoratra regny raha regny ho anareo. Rregny raha regny hiaro are. \v 2 Mitandraima amin'ireo amboa. Mitandraima amin'ireo mpagnano ratsy. Mitandraima amin'ireo fanapahagna rantsam-batagna. Fao atsika no voafora ave atsika no mpanompo amin'ny Fagnahin-Jagnahary. Ary atsika no mipoerapoera akao amin'i Kristy Jesôsy, ave tsy mitoky amin'ny nôfo.
\v 1Farany, are rahalahy, miravoravoa akao amin'ny Tômpo. Tsy mampagnino zaho ny magnampodimpody manoratra regny raha regny ho anareo. Rregny raha regny hiaro are. \v 2 Mitandraima amin'ireo amboa. Mitandraima amin'ireo mpagnano ratsy. Mitandraima amin'ireo fanapahagna rantsam-batagna.\v 3 Fao atsika no voafora ave atsika no mpanompo amin'ny Fagnahin-Jagnahary. Ary atsika no mipoerapoera akao amin'i Kristy Jesôsy, ave tsy mitoky amin'ny nôfo.

View File

@ -1 +1 @@
Na zany aby, zaho vatoko dia afaka mitoky amin'ny nôfo. Koa misy ôlogno mihevitry fao izy dia managna fahatokisagna amin'ny nôfo, afaka magnano lômbolômbon'izany zaho. Noforaina tami'ny andro faha valo zaho, tairaka tao amin'ny vahoakan'Israely, tao amin'ny fokon'i Benjamina, Hebreo tao amin'ireo Hebreo zaho; araka ny lalàgna, dia Fariseo zaho.
\v 4 \v 5 Na zany aby, zaho vatoko dia afaka mitoky amin'ny nôfo. Koa misy ôlogno mihevitry fao izy dia managna fahatokisagna amin'ny nôfo, afaka magnano lômbolômbon'izany zaho. Noforaina tami'ny andro faha valo zaho, tairaka tao amin'ny vahoakan'Israely, tao amin'ny fokon'i Benjamina, Hebreo tao amin'ireo Hebreo zaho; araka ny lalàgna, dia Fariseo zaho.