xmw_php_text_ulb/03/04.txt

1 line
367 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-24 11:48:21 +00:00
\v 4 Na zany aby, zaho vaokany dia afaka mitoky amin'ny nôfo. Koa misy ôlogno mihevitry fao izy dia managna fahatokisagna amin'ny nôfo, afaka magnano lômbolômbon'izany zaho.\v 5 Noforaina tami'ny andro fahavalo zaho, tairaka tao amin'ny vahoakan'Israely, tao amin'ny fokon'i Benjamina, Hebreo tao amin'ireo Hebreo zaho; a\v 7 raka ny lalàgna, dia Fariseo zaho.