auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-24 07:48:21 -04:00 committed by root
parent 954689f3ff
commit 0d2b0c94eb
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Na zany aby, zaho vaokany dia afaka mitoky amin'ny nôfo. Koa misy ôlogno mihevitry fao izy dia managna fahatokisagna amin'ny nôfo, afaka magnano lômbolômbon'izany zaho.\v 5 Noforaina tami'ny andro fahavalo zaho, tairaka tao amin'ny vahoakan'Israely, tao amin'ny fokon'i Benjamina, Hebreo tao amin'ireo Hebreo zaho; araka ny lalàgna, dia Fariseo zaho.
\v 4 Na zany aby, zaho vaokany dia afaka mitoky amin'ny nôfo. Koa misy ôlogno mihevitry fao izy dia managna fahatokisagna amin'ny nôfo, afaka magnano lômbolômbon'izany zaho.\v 5 Noforaina tami'ny andro fahavalo zaho, tairaka tao amin'ny vahoakan'Israely, tao amin'ny fokon'i Benjamina, Hebreo tao amin'ireo Hebreo zaho; a\v 7 raka ny lalàgna, dia Fariseo zaho.

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 7 Tamin'ny zotom-pô, dia nagnenjiky ny fiangonagna zaho; raha ny amin'ny fahamarinagna ambanin'ny lalàgna, dia tsy nanan-tsigny zaho. Fao na ino na ino tômbony ho ahy, dia nalaiky ho karaha fatiantoka regny nohon'ny amin'i Kristy.
\v 6 Tamin'ny zotom-pô, dia nagnenjiky ny fiangonagna zaho; raha ny amin'ny fahamarinagna ambanin'ny lalàgna, dia tsy nanan-tsigny zaho.\v 7 Fao na ino na ino tômbony ho ahy, dia nalaiky ho karaha fatiantoka regny nohon'ny amin'i Kristy.

View File

@ -1 +1 @@
Raha ny taigna izy, nisahiky ho fatiantoko aby ireo raha jiaby nohon'ny hagidazan'ny fahaizagna an'i Kristy Jesôsy Tômpoko. Nohony Izy dia nariako ny raha jiaby. Lazaiky ho fako regny mbô hahazahoako an'i Kristy ary ho hita akao Aminy zaho. Tsy managna ny fahamarinagna ho an'ny haignianaha avy amin'ny lalàgna zaho. Fao kanaifa, managna ny fahamarinagna zay tamin'ny alalan'ny finoagna an'i Kristy zaho, fahamarinagna avy amin-Jagnahary zay mifotôtro amin'ny finoagna. Koa avaizo dia tiahay azy ndraiky ny herin'ny fitsanganany tamin'ny maty ave ny fitambaragna amin'ireo fijaliagna zaho. Tihiova amin'ny alalan'i Kristy zaho mbô hotôrotro ny fahataisagna, mbô hahifako mahatsapa ny fitsnganany amin'ny maty.
\v 8 \v 9 \v 10 \v 11 Raha ny taigna izy, nisahiky ho fatiantoko aby ireo raha jiaby nohon'ny hagidazan'ny fahaizagna an'i Kristy Jesôsy Tômpoko. Nohony Izy dia nariako ny raha jiaby. Lazaiky ho fako regny mbô hahazahoako an'i Kristy ary ho hita akao Aminy zaho. Tsy managna ny fahamarinagna ho an'ny haignianaha avy amin'ny lalàgna zaho. Fao kanaifa, managna ny fahamarinagna zay tamin'ny alalan'ny finoagna an'i Kristy zaho, fahamarinagna avy amin-Jagnahary zay mifotôtro amin'ny finoagna. Koa avaizo dia tiahay azy ndraiky ny herin'ny fitsanganany tamin'ny maty ave ny fitambaragna amin'ireo fijaliagna zaho. Tihiova amin'ny alalan'i Kristy zaho mbô hotôrotro ny fahataisagna, mbô hahifako mahatsapa ny fitsnganany amin'ny maty.