Thu Oct 24 2019 15:15:07 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 15:15:08 -04:00
parent 87b8edb5b9
commit b4035ddd79
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Avy Jaona, nagnano batisa tagny antany maty avakeo nagnambara ny batisan'ny fifônagna ho amin'ny famotsora-keloka nohon'ny fahadisoagna. \v 5 Ny tanin'ny Joda jiaby ndraiky mponigny jiaby ao Jerosalema dia tonga nagnatogno azy. Natany batisa tao amin'ny matsabôrin'ny jordana zareo, koafa nagneky ny fahadisoany. \v 6 Jaona dia nisikigny lamba volomparasy avy eo nagnano fehimbôko hôditry t'agnandilany, avy eo mendry ndraiky antely no hoaniny.
\v 4 Avy Jaona, nagnano batisa tagny antany maty avakeo nagnambara ny batisan'ny fifônagna ho amin'ny famotsora-keloka nohon'ny fahadisoagna. \v 5 Ny tanin'ny Jodia jiaby ndraiky mponigny jiaby ao Jerosalema dia avy nagnatogno azy. Natany batisa tao amin'ny matsabôrin'ny jordana zareo, koafa nagneky ny fahadisoany. \v 6 Jaona dia nisikigny lamba volomparasy avy eo nagnano fehimbôko hôditry t'agnandilany, avy eo mendry ndraiky antely no hoaniny.