Thu Oct 24 2019 15:13:07 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 15:13:08 -04:00
parent ea2f450db3
commit 87b8edb5b9
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 1 \v 1 Tô ny niantomboahan'ny vaovao maharavoravon'i Jesôsy Kristy, lehy Zanaka Zagnahary. \v 2 Araka zay voasaoratra akao amin'Isaia mpagnazary hoe : " tô, Zaho magniraka irakanaha handaiha alohaka Anao, lehy araiky hagnajary lalagnanao. \v 3 Misy feo regny magnantso mafy agny antany maty hoe: " atôvo vôgnogno làlagna ny Tompo; atôvo mahitsy lalagna ho mboany.''
\c 1 \v 1 Tô ny niantomboahan'ny vaovao maharavoravon'i Jesôsy Kristy, lehy Zanaka Zagnahary. \v 2 Araka zay voasaoratra akao amin'Isaia mpagnazary hoe : " tô, Zaho magniraka irakanaha handaiha alohaka Anao, lehy araiky hagnajary lalagnanao. \v 3 Misy feo regny magnantso mafy agny antany maty hoe: " atôvo vôgnogno lalagna Tompo; atôvo mahitsy lalagna himboany.''

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Avy Jaona, nagnano batisa tagny antany maty avy eo nagnambara ny batisan'ny fifônagna ho amin'ny famotsora-keloka nohon'ny fahadisoagna. \v 5 Ny tanin'ny Joda jiaby ndraiky mponigny jiaby ao Jerosalema dia tonga nagnatogno azy. Natany batisa tao amin'ny matsabôrin'ny jordana zareo, koafa nagneky ny fahadisoany. \v 6 Jaona dia nisikigny lamba volomparasy avy eo nagnano fehimbôko hôditry t'agnandilany, avy eo mendry ndraiky antely no hoaniny.
\v 4 Avy Jaona, nagnano batisa tagny antany maty avakeo nagnambara ny batisan'ny fifônagna ho amin'ny famotsora-keloka nohon'ny fahadisoagna. \v 5 Ny tanin'ny Joda jiaby ndraiky mponigny jiaby ao Jerosalema dia tonga nagnatogno azy. Natany batisa tao amin'ny matsabôrin'ny jordana zareo, koafa nagneky ny fahadisoany. \v 6 Jaona dia nisikigny lamba volomparasy avy eo nagnano fehimbôko hôditry t'agnandilany, avy eo mendry ndraiky antely no hoaniny.

View File

@ -38,7 +38,7 @@
"finished_chunks": [
"front-title",
"01-title",
"01-04",
"01-01",
"01-07",
"01-09",
"01-12",