auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-25 05:21:59 -04:00 committed by root
parent c7d80724fe
commit afe8108e64
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Ary nindesin-jareo mpianatra aroa lahy teo amin'ny Jesôsy ny zana-boriky dia natany teo agnambon'ny zany ny lamban-jareo kay afaka nitikigny azy Jesôsy.\v 8 Fôntry ny ôlogno namailatra ny lambany tagny an-dalagna, ary sasany ndraiky namailatra rantsan-kakazo zay nitapatapahagna avy tagny an-tsaha. 9 Zareo zay nandaihateo alohany ndraiky zareo nagnaraka Azy nagnantsognantso hoe: "Hosana! Deraigny lay araiky avy amin'ny agnaragnan'ny Tompo. \v 10 Deraigny ny fanjakagna ho avin'i Davida babantsika! Hosana agny amin'ny taigna agnambo! "
7 Ary nindesin-jareo mpianatra aroa lahy teo amin'ny Jesôsy ny zana-boriky dia natany teo agnambon'ny zany ny lamban-jareo kay afaka nitikigny azy Jesôsy. 8 Fôntry ny ôlogno namailatra ny lambany tagny an-dalagna, ary sasany ndraiky namailatra rantsan-kakazo zay nitapatapahagna avy tagny an-tsaha. 9 Zareo zay nandaihateo alohany ndraiky zareo nagnaraka Azy nagnantsognantso hoe: "Hosana! Deraigny lehy araiky avy amin'ny agnaragnan'ny Tompo. 10 Deraigny ny fanjakagna ho avin'i Davida babantsika! Hosana agny amin'ny taigna agnambo! "