From afe8108e6468e351f2fafdb3166cc1db20fd6199 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD104 <> Date: Fri, 25 Oct 2019 05:21:59 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 11/07.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/11/07.txt b/11/07.txt index d936de6e..b19b371c 100644 --- a/11/07.txt +++ b/11/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 Ary nindesin-jareo mpianatra aroa lahy teo amin'ny Jesôsy ny zana-boriky dia natany teo agnambon'ny zany ny lamban-jareo kay afaka nitikigny azy Jesôsy.\v 8 Fôntry ny ôlogno namailatra ny lambany tagny an-dalagna, ary sasany ndraiky namailatra rantsan-kakazo zay nitapatapahagna avy tagny an-tsaha. 9 Zareo zay nandaihateo alohany ndraiky zareo nagnaraka Azy nagnantsognantso hoe: "Hosana! Deraigny lay araiky avy amin'ny agnaragnan'ny Tompo. \v 10 Deraigny ny fanjakagna ho avin'i Davida babantsika! Hosana agny amin'ny taigna agnambo! " \ No newline at end of file +7 Ary nindesin-jareo mpianatra aroa lahy teo amin'ny Jesôsy ny zana-boriky dia natany teo agnambon'ny zany ny lamban-jareo kay afaka nitikigny azy Jesôsy. 8 Fôntry ny ôlogno namailatra ny lambany tagny an-dalagna, ary sasany ndraiky namailatra rantsan-kakazo zay nitapatapahagna avy tagny an-tsaha. 9 Zareo zay nandaihateo alohany ndraiky zareo nagnaraka Azy nagnantsognantso hoe: "Hosana! Deraigny lehy araiky avy amin'ny agnaragnan'ny Tompo. 10 Deraigny ny fanjakagna ho avin'i Davida babantsika! Hosana agny amin'ny taigna agnambo! " \ No newline at end of file