auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-17 04:39:17 -04:00 committed by root
parent 4e82893faa
commit add51949a6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Pehy tonga ndraiky fitsingeran'ny taogno nahatirahin'i Heroda, aviteo izy nagnantso ologno maventy, sindraiky mpifehy, avakeo zareo mpitarika Galilia. \v 22 Kay nitsôfotro tamin'ny hefitry tragno fanasagna i zanakavavin'ny Herodiasy aviteo izy nandihy tamin-jareo teo. kay naharavoravo Heroda sy zareo vahiny nafarigny tamin'ny fihinanagna raha natany. Kay tafivôlagna baka mpanjaka tamin'ny vaiavy io: "Angahoy aminaha raha tianao fa ameky aby."
\v 21 Pehy tonga ndraiky fitsingeran'ny taogno nahatirahin'i Heroda aviteo izy nagnantso keep ôlogno maventy, sindraiky mpifehy, avakeo zareo mpitarika Galilia. \v 22 Kay nitsôfotro tamin'ny hefitry tragno fanasagna i zanakavavin'ny Herodiasy aviteo izy nandihy tamin-jareo teo. kay naharavoravo Heroda sy zareo vahiny nafarigny tamin'ny fihinanagna raha natany. Kay tafivôlagna baka mpanjaka tamin'ny vaiavy io: "Angahoy aminaha raha tianao fa ameky aby."