From add51949a6018fa9e857c6500102159b7162003f Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD107 <> Date: Thu, 17 Oct 2019 04:39:17 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 06/21.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/06/21.txt b/06/21.txt index 79c2f6df..209b3ffb 100644 --- a/06/21.txt +++ b/06/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 Pehy tonga ndraiky fitsingeran'ny taogno nahatirahin'i Heroda, aviteo izy nagnantso ologno maventy, sindraiky mpifehy, avakeo zareo mpitarika Galilia. \v 22 Kay nitsôfotro tamin'ny hefitry tragno fanasagna i zanakavavin'ny Herodiasy aviteo izy nandihy tamin-jareo teo. kay naharavoravo Heroda sy zareo vahiny nafarigny tamin'ny fihinanagna raha natany. Kay tafivôlagna baka mpanjaka tamin'ny vaiavy io: "Angahoy aminaha raha tianao fa ameky aby." \ No newline at end of file +\v 21 Pehy tonga ndraiky fitsingeran'ny taogno nahatirahin'i Heroda aviteo izy nagnantso keep ôlogno maventy, sindraiky mpifehy, avakeo zareo mpitarika Galilia. \v 22 Kay nitsôfotro tamin'ny hefitry tragno fanasagna i zanakavavin'ny Herodiasy aviteo izy nandihy tamin-jareo teo. kay naharavoravo Heroda sy zareo vahiny nafarigny tamin'ny fihinanagna raha natany. Kay tafivôlagna baka mpanjaka tamin'ny vaiavy io: "Angahoy aminaha raha tianao fa ameky aby." \ No newline at end of file